|
|
|
|

Teny iditra1  soa mahafiadana
Singan-teny  2  soa, mahafiadana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza
Ohatra  5  ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436]
Tovy hevitra  6  soa mampiadana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10